plt_tq/eph/05/03.md

8 lines
260 B
Markdown

# Inona no tsy tokony hasaina ataon'ireo mpino?
Ny fijangajangana, fahalotoana, ary tsy fahononan-tena dia tsy tokony hisy eo amin'ireo mpino.
# Inona kosa no toetra tokony ho hita eo amin'ireo mpino?
Ireo mpino dia tokony hanana toetra mahay mankasitraka.