forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
413 B
Markdown
8 lines
413 B
Markdown
# Ahoana no hilazan'i Paoly fa mety ho toy ny zaza ireo mpino?
|
|
|
|
Ireo mpino dia mety ho toy ny zaza amin'ny alalan'ny fitopatopana manodidina sy ny hafetsen'ireo olona sy tetika feno fitaka.
|
|
|
|
# Ahoana no ilazan'i Paoly fa namboarina ny vatan'ireo mpino?
|
|
|
|
Ny vatan'ireo mpino dia nakambana sy natambatra amin'ny isan-tonony, miara miasa amin'ny fitomboan'ny vatana, ho amin'ny fanorenana ny tena amin'ny fitiavana.
|