forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
421 B
Markdown
8 lines
421 B
Markdown
# Inona ireo fanomezana dimin'i Kristy ho an'ny vatana izay notanisain'i Paoly?
|
|
|
|
Kristy dia nanome ny vatana ny fanomezan'ireo apostoly, mpaminany, evanjelista, pastora, ary mpampianatra.
|
|
|
|
# Ho amin'ny tanjona inona no eritreretina hiasan'ireo fanomezana dimy ho an'ny vatana ireo?
|
|
|
|
Ireo fanomezana dimy ho an'ny vatana dia noeritreretina mba hanampy an'ireo mpino ho an'ny asa fanompoana, ho an'ny fanorenana ny vatana.
|