forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
614 B
Markdown
12 lines
614 B
Markdown
# Inona no nitondra an'ireo tsy mpino Jentilisa sasany teo akaikin'Andriamanitra?
|
|
|
|
Ireo Jentilisa tsy mpino sasany dia nentina teo akaikin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny ràn'i Kristy.
|
|
|
|
# Ahoana no nanovan'i Kristy ny fifandraisana teo amin'ireo Jentilisa sy Jiosy?
|
|
|
|
Tamin'ny alalan'ny vatany, dia nataon'i Kristy ho iray ihany ireo Jentilisa sy Jiosy, namotika ny fanoherana izay nampizarazara azy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nofoanan'i Kristy mba hanaovana fampihavanana eo amin'ireo Jiosy sy Jentilisa?
|
|
|
|
Kristy dia nanafoana ny lalàn'ireo didy sy fitsipika mba hanaovana fampihavanana eo amin'ireo Jiosy sy Jentilisa.
|