plt_tq/eph/01/05.md

4 lines
220 B
Markdown

# Nahoana Andriamanitra no nandahatra an'ireo mpino mialoha ho amin'ny fananganana?
Nandahatra an'ireo mpino mialoha Andriamanitra satria sitrany ny hanao izany, ary mba hiderana Azy amin'ny fahasoavany be voninahitra.