plt_tq/ecc/01/12.md

8 lines
334 B
Markdown

# Tamin'ny inona no nampiasan'ny Mpitoriteny ny sainy?
Nampiasa ny sainy mba hianatra sy hitady am-pahendrena ny zavatra rehetra izay natao eny ambany lanitra ny Mpitoriteny.
# Toy ny inona avokoa ny asa rehetra atao ety ambany masoandro?
Ny asa rehetra atao ety ambany masoandro dia entona mihavosa sy fiezahana hisambo-drivotra.