plt_tq/deu/33/18.md

4 lines
254 B
Markdown

# Manomboka aiza no nolazain'i Mosesy fa hatongavan'ireo fitahian'i Zebolona sy Isakara?
Ireo fitahian'i Zebolona sy Isakara dia ho tonga avy any an-tendrombohitra, avy amin'ny haren'ny ranomasina ary avy amin'ny fasika miafina nay amoron-dranomasina.