|
# Tonga inona i Yaveh rehefa lasa lohan'ny vahoaka sy nivory ireo fokon'ny Israely rehetra?
|
|
|
|
Tonga mpanjaka tao Jesorona i Yvaeh (Israely).
|
|
|
|
# Inona no nolazai'i Mosesy fa hahazo an'i Robena?
|
|
|
|
Mosesy nilaza fa ho velona i Robena ary tsy ho faty fa ho vitsy kosa ny ireo olony.
|