plt_tq/deu/32/39.md

8 lines
479 B
Markdown

# Iza no nolazain'i Andriamanitra fa andriamanitra ankoatra azy ary inona no lazainy fa Izy irery ihany no afaka manao azy?
Andriamanitra niteny fa tsy misy andriamanitra afa-tsy Izy ary Izy irery ihany no mahafaty sy mahavelona, mandratra sy manasitrana.
# Inona no ataon'Andriamanitra, izay Andriamanitra tokana nampanantena fa hanandratra ny tanany ho amin'ny lanitra?
Raha nanandratra ny tanany ho amin'ny lanitra izy dia nampanantena fa ho velona mandrakizay, ary hiasa.