forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
565 B
Markdown
8 lines
565 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Mosesy fa vitan'ireo loholona sy ireo ray ny mampatsiahy azy amin'ny Israelita?
|
|
|
|
Mosesy nilaza fa ireo ray sy ireo loholona no mahavita mampatsiahy ireo Israelita momba ny andron'ny fotoana fahiny ary ny taona maro efa lasa.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Mosesy fa afaka tenenin'ireo ray sy ireo loholona amin'ny vahoaka momba ny nanomezan'ilay Avo indrindra an'ireo firenena ny lovan'izy ireo?
|
|
|
|
Mosesy nilaza fa ilay Avo Indrindra dia nizara ny olombelona rehetra, ary nametraka ny faritanin'ny vahoaka araka ny isan'ny zanaka lahin'ireo Israelita.
|