forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
527 B
Markdown
8 lines
527 B
Markdown
# Iza no nomen'i Mosesy ireo tenin'ny lalàna tao anaty boky rehefa nahavita nanoratra izany izy?
|
|
|
|
Nomen'i Mosesy an'ireo Levita izay nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ireo tenin'nny lalàna.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Mosesy tamin'ireo Levita fa tokony ataon'izy ireo amin'ny bokin'ny lalàna rehefa nahavita naroratar izany izy?
|
|
|
|
Nasain'i Mosesy naka ny bokin'ny lalàna ireo Levita ary hamaetraka izany eo ankilan'ny fiaran'ny faneken'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo mba ho eo tahaka ny vavolombelona manohitra azy ireo zany.
|