forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
572 B
Markdown
12 lines
572 B
Markdown
# Inona no nambaran'i Mosesy ny Israely momba ny taona mihamandroso?
|
|
|
|
Niteny azy ireo izy fa roapolo amby zato taona izy ankehitriny ary tsy dia afaka mandeha mivoaka sy miditra intsony izy.
|
|
|
|
# Inona no nambaran'i Yaveh an'i Mosesy momba ny fitàna ny Jordana?
|
|
|
|
Nanambara tamin'i Mosesy Izy fa tsy hita ny Jordana izy fa Andriamanitra no hita ny Jordana mialoha an'i Mosesy ary hamotika ireo firenena eo anoloan'ny Israely.
|
|
|
|
# Iza no nolazain'i Yaveh fa hita ny Jordana hisolo an'i Mosesy?
|
|
|
|
Yaveh nilaza tamin'i Mosesy fa i Josoa no hita ny Jordana eo alohan'ny Israely.
|