forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
392 B
Markdown
4 lines
392 B
Markdown
# Inona no tsy maintsy ataon'ireo vahoakan'ny Israely mba hanovan'i Yaveh ny fahababon'izy ireo sy hanana famindram-po amin'izy ireo sy hiverina ary hanangona azy ireo amin'ireo vahoaka rehetra izay nanaparitahan'i Yaveh azy ireo?
|
|
|
|
Tsy maintsy miverina amin'i Yaveh sy mankatoa ny feony, manaraka izay rehetra nandidiany azy ireo amin'ny fon'izy ireo rehetra ary ny fanahin'izy ireo rehetra.
|