forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
379 B
Markdown
8 lines
379 B
Markdown
# Nahoana ireo Israelita no nijoro teo anoloan'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo?
|
|
|
|
Nijoro teo anoloan'i Yaveh izy ireo mba hiditra amin'ny faneken'i Yaveh sy amin'ny fianianana izay nataon'i Yaveh tamin'izy ireo tamin'izany andro izany.
|
|
|
|
# Inona no tian'i Yaveh atao amin'ny vahoakan'ny Israely amin'ny alalan'izany fanekena izany?
|
|
|
|
Ny hahatonga ny vahoakan'ny Israely ho vahoakany.
|