plt_tq/deu/28/47.md

4 lines
213 B
Markdown

# Nahoana no manompo ireo fahavalon'i Yaveh ny vahoakan'ny Israely?
Hanompo ireo fahavalon'i Yaveh izy ireo satria tsy nanompo an'i Yaveh tamin-kafaliana sy fifaliam-po izy ireo rehefa tao anatin'ny fanambinana.