forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
519 B
Markdown
8 lines
519 B
Markdown
# Inona no tsy maintsy ataon'ireo vahoakan'ny Israely aorian'ny fahatafitan'izy ireo ny Jordana ho any amin'ny tany izay homen'i Yaveh azy ireo?
|
|
|
|
Tsy maintsy hanangana ireo vato miaraka amin'ny sokay izy ireo ary hanoratra eo amin'izany ny lalàn'ireo tenin'i Yaveh rehetra.
|
|
|
|
# Inona no tsy maintsy haorin'ireo vahoakan'ny Israely eo amin'ny tendrombohitra Ebala?
|
|
|
|
Ireo vahoakan'ny Israely dia hanorina alitara vita amin'ny vato ho an'i Yaveh tsy amin'ny fampiasana fitaovana vy mba hanolorana fanatitra dorana ho azy.
|