forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
282 B
Markdown
4 lines
282 B
Markdown
# Ahoana no amelan'i Yaveh ny lehilahy hisarabady?
|
|
|
|
Raha misy lehilahy mahita zavatra tsy mety eo amin'ny vadiny, dia afaka manoratra taratasy fisaraham-panambadiana, mametraka izany eo an-tanany, ary mandroaka azy ao an-tranony izay hahaahany mandeha sy ho vadin'ny lehilahy hafa.
|