plt_tq/deu/22/20.md

4 lines
219 B
Markdown

# Inona no tokony hiseho raha tsy hita ilay porofo maha-virijiny ny vadiny?
Raha tsy hita ilay porofo maha-virijiny, dia tsy maintsy hoentina izy ary tsy maintsy hotoraham-bato satria nanao fihetsika maharikoriko izy.