forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
330 B
Markdown
4 lines
330 B
Markdown
# Fombafomba inona no tsy maintsy ataon'ireo loholona izay akaikin'ilay olona novonoina mba ho voavela ny helokin'ny ràny?
|
|
|
|
Ireo loholona ao an-tanàna dia tokony hanasa ny tanan'izy ireo eo amin'ilay ombivavikely izay voaolana ny tendany ary niteny hoe: "Ny tananay dia tsy mandatska ny ràny, ary tsy nahita izany ny masonay."
|