forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
555 B
Markdown
8 lines
555 B
Markdown
# Nahoana ireo Israelita no hihinana mofo tsy misy masirasira na hahitana lalivay eo amin'ny faritra rehetra misy azy ireo mandritra ny fito andro?
|
|
|
|
Tsy hihinana mofo tsy misy masirasira na hahitana lalivay izy ireo satria tampoka no nivoahan'izy ireo tao amin'ny tany Egypta .
|
|
|
|
# Inona no hataon'ireo Israelita amin'ny hena rehetra izay nataon'izy ireo sorona tamin'ny hariva tamin'ny andro voalohany?
|
|
|
|
Ireo Israelita dia hanafoana ny hena rehetra nataon'izy ireo sorona tamin'ny ariva tamin'ny andro voalohany mba tsy ho tratra mandra-maraina izany.
|