plt_tq/deu/15/15.md

8 lines
426 B
Markdown

# Inona no lazaina fa tokony ho tsaroan'ny Israelita raha manome ny iray ny fahalalana izy ireo?
Ireo Israelita dia tokony hahahhtsiaro fa andevo tany amin'ny tany Egypta izy ireo.
# Inona hataon'ny Israelita amin'ny mpanompo lahy na mpanompo vavy izay miteny hoe: "Tsy hiala eo aminareo aho."?
Haka haolo ny Israelita ary hanevika ny sofin'ireo mpanompo eo am-baravarana, dia ho mpanompon'ny Israely mandrakizay izy ireo.