forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
488 B
Markdown
8 lines
488 B
Markdown
# Inona no tokony hotandreman'ireo Israelita tsy hatao rehefa akaiky ny taona fahafito, ilay taonan'ny fanafahana?
|
|
|
|
Tsy tokony handà ny hanome ireo rahalahy mahantra izy ireo amin'ny fotoana rehefa akaiky ny taona fahafito, ilay taonan'ny fanafahana.
|
|
|
|
# Inona no havalin'i Yaveh ireo Israelita nohon'ny fanomezan'izy ireo ny vahoaka tamin'ny fotoana rehefa akaiky ny taona fahafito?
|
|
|
|
Hitahy ireo Israelita amin'ny asany rehetra sy ny zavatra izay apetrak'izy ireo eo an-tanany i Yaveh.
|