plt_tq/deu/15/04.md

8 lines
402 B
Markdown

# Nahoana no tsy tokony hisy mahatra eo amin'ireo Israelita?
Hitahy azy ireo i Yaveh any amin'ny tany izay omeny ho an'ny Israelytahaka ny lova ho fananana.
# Inona no hiseho amin'ireo Israelita mba hanehoana fa notahian'i Yaveh izy ireo?
Hampisambotra amin'ny firenena maro ny Israely, fa tsy hindrana; hanapaka amin'ny firenena maro ny Israely, fa ireo firenena hafa kosa tsy hanapaka ny Israely.