forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
519 B
Markdown
8 lines
519 B
Markdown
# Inona no nampianarina ny Israely mba ho halaina sy haleha any amin'ny toeranan izay nofidian'i Yaveh?
|
|
|
|
Ny Israely dia haka ireo zavatra voatokana izay ananan'izy ireo sy ireo raki-bolany amin'ny toerana izay nofidian'i Yaveh.
|
|
|
|
# Aiza no hanoloran'ny Israely ireo fanatitra doran'izy ireo, ny hena sy ny rà, eo amin'ny alitaran'i Yaveh Andriamaniny?
|
|
|
|
Handeha any amin'ny toerana izay nofidian'i Yaveh mba hanolorana ny fanatitra doran'izy ireo, ny hena sy ny rà, eo amin'ny alitaran'i Yaveh Andriamaniny ny Israely.
|