plt_tq/deu/09/21.md

4 lines
223 B
Markdown

# Nataon'i Mosesy inona ilay zanak'omby izay namboarin'ny vahoaka?
Nodoran'i Mosesy izany, nokapohiny, ary notorotoroiny ho tena bitika ary nariany tany amin'ny renirano izay mikoriana avy any an-tendrombohitra ny vovony.