forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
285 B
Markdown
4 lines
285 B
Markdown
# Inona no antony nandroahan'Andriamanitra ireo firenena tsy ho eo anoloan'ny Israely hiampita ny Jordana?
|
|
|
|
Nandroaka azy ireo Izy nohon'ny haratsiam-panahin'izy ireo, sy hanatanterahany ny teniny izay nianianany tamin'ireo razamben'ny Israely, dia tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba.
|