plt_tq/dan/11/44.md

12 lines
534 B
Markdown

# Inona no ho ataon'ny mpanjakan'ny Avaratra rehefa nampihorohoro azy ny tatitra avy any atsinanana sy avaratra?
Hivoaka am-pahatezerana izy ary handravarava ny maro mba ho ringana.
# Taiza no ametrahana ireo trano-lain'ny fonenan'ny mpanjakan'ny Avaratra?
Hametraka ny lain'ny fonenan'ny mpanjakany eo anelanelan'ny ranomasina, ny tendrombohitry ny fahatsaran'ny fahamasinana izy.
# Iza no hanampy ny mpanjakan'ny Avaratra amin'ny farany?
Tonga ny fiafaran'ny mpanjakan'ny Avaratra ary tsy misy na dia iray aza hanampy azy teo.