plt_tq/dan/11/40.md

8 lines
359 B
Markdown

# Inona no niseho rehefa tonga tao amin'ny tany lehibe ny mpanjakan'ny Avaratra tamin'ny fotoana farany?
Tamin'izany fotoana izany dia ho tafintohina sy hianjera ireo an'alinalin'ireo Israelita.
# Iza ireo tafandositra teo an-tanan'ny mpanjakan'ny Avaratra,
Maro amin'ny Edoma sy Moaba, ary irao nanaraka ny vahoakan'i Amona no tafandositra teo an-tanany.