plt_tq/dan/11/33.md

4 lines
189 B
Markdown

# Inona no nanjo ny hendry?
Ho lavon-tsabatra sy ny lela afo ny hendry amin'ireo andro ireo, ho babo ary ho voaroba ireo fananan'izy ireo. Rehefa babo izy ireo dia hahazo fanampiana kely.