plt_tq/dan/11/20.md

12 lines
460 B
Markdown

# Inona no ataon'ny olona izay hitsangana amin'ny toeran'ny mpanjakan'ny Avaratra?
Manery ny handoha hetra mba hanehoana ny famirrapiratan'ny fanjakana.
# Inona no hiseho amin'ny olona izay manery azy handoha hetra?
Aorian'ny andro vitsivitsy izay hamotika azyn fa tsy amin'ny hatezerana na amin'ny ady.
# Ahoana no hanatsinotsinoavina ny olona izay tsy nanome voninahitra ny fahefan'ny mpanjaka?
Ho tonga moramora ary haka ny fanjakana an-kafetsena izy.