plt_tq/dan/11/05.md

8 lines
341 B
Markdown

# Iza no hanao ny fihavanana?
Ny mpanjakan'ny Atsimo sy ny iray amin'ireo mpifahy izay tonga mpanjakan'ny Avaratra no hampiavana.
# Iza no ho avy hanamafy ny fihavanana eo amin'ny mpanjakan'ny Atsimo sy ny mpanjakan'ny Avaratra?
Ny zanakavavin'ny mpanjakan'ny Atsimo no tonga tao amin'ny mpanjakan'ny Avaratra mba hanamafy ny fifanekena.