plt_tq/dan/09/09.md

4 lines
177 B
Markdown

# Inona no nararaka tamin'ny Israely noho ireo fahotany?
Ny ozona sy ny fianianana izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy, ny mpanompon'Andriamanitra, efa naidina taminay.