plt_tq/dan/09/03.md

8 lines
394 B
Markdown

# Inona no nitadiavan'i Daniela ny Tompo Andriamanitra?
Nitady ny Tompo Andriamanitra tamin'ny fivavahana sy fangatahana, tamin'ny fifadian-kanina, fiakanjoana lamba fisaonana, ary fipetrahana amin'ny lavenona i Daniela.
# Inona no zavatra voalohany nataon'i Daniela rehefa nanatona ny Tompo Andriamanitra amin'ny vavaka izy?
Nanao fiaiken-keloka amin'ireo fahotan'ireo Israelita i Daniela.