|
# Fa iza no nomena ny fanjakana sy fanapahana ho ambanin'ny lanitra rehetra?
|
|
|
|
nomena ny olona izay an'ilay Avo Indrindra izany.
|
|
|
|
# Inona no namalian'i Daniela izany fahitana izany?
|
|
|
|
Taitra mafy i Daniela ary niova ny endriky ny tavany, nefa notazoniny ho azy ilay fahitana.
|