forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
411 B
Markdown
8 lines
411 B
Markdown
# Tamin'ny fahitan'i Daniela, iza no naseho teo amin'ny Andro Fahagola?
|
|
|
|
Ilay olona iray tonga niaraka tamin'ireo rahon'ny lanitra tahaka ny zanak'olona no naseho teo amin'ny Andro Fahagola.
|
|
|
|
# Inona no nomena an'ilay irao izay "tahaka ny zanaka lahin'ny olona"?
|
|
|
|
Hanapaka fahefana mandrakizay, fanjakana tsy ho rava mihitsy, ary voninahitra sy fahefana no omena ny iray izay "tahaka ny zanaka lahin'ny olona".
|