forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
536 B
Markdown
8 lines
536 B
Markdown
# Inona no nataon'ireo lehilahy izay nihevitra ny hanoitra an'i Daniela rehefa nahita azy nanao fangatahana sy nitady fanampiana tamin'Andriamanitra?
|
|
|
|
Nakany amin'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo ary niteny taminy fa Tsy miraharaha ny mpanjaka na ny lalàny fa mbola nivavaka tamin'Andriamanitra in-telo i Daniela ao anatin'ny iray andro.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny mpanjaka raha nandre ny tsy fankatoavan'i Daniela ny didin'ny mpanjaka izy?
|
|
|
|
Tonga ory mafy ny mpanjaka ary nandefa fisainana ny hanavotra an'i Daniela amin'ny fanapahany izy.
|