forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
337 B
Markdown
4 lines
337 B
Markdown
# Inona no navalin'i Daniela rehefa niresaka ireo valisoa izay ho azony amin'ny famakiana sy fanazavana ny dikan'ny soratra izy?
|
|
|
|
Niteny tamin'ny mpanjaka hoe: "Aoka ho anao ihany ny fanomezanao, ary omeo olon-kafa ny valisoanao. Na dia izany aza, dia hovakiko aminao, ry mpanjaka, ary holazaiko aminao ny hevitry ny soratra" i Daniela.
|