plt_tq/dan/03/03.md

8 lines
596 B
Markdown

# Iza avy no tonga tamin'ny fitokanana ny sarivongana izay efa natsangan'i Nebokadnezara?
Ireo governoram-paritany, ireo governoram-paritra, sy ireo governora teo an-toerana, niaraka tamin'ireo mpanolo-tsaina, ireo mpitam-bola, ireo mpitsara, ireo mpahay lalàna, ary ireo manam-boninahitry ny faritany ambony rehetra.
# Inona no nasain'i Nebokadnezara ho ataon'ireo eo am-piandrasana ny fitokanana?
Tiany hiondrika sy hiankohoka eo amin'ny sarivongana volamena ny tenan'izy ireo rehefa nandre ny feon'ny anjomara, sodina, sitara, lokanga, harpa ary farara, sy ny karazan-java-maneno rehetra.