plt_tq/dan/02/24.md

8 lines
388 B
Markdown

# Iza no nandeanan'i Daniela ho jerena tao aorian'ny nanambarana azy ilay tsiambara telo?
Niditra i Daniela hijery an'i Arioka.
# Inona no nambaran'i Daniela tamin'i Arioka?
Niteny tamin'i Arioka i Daniela mba tsy homono ny olon-kendry any Babylona. Niteny tamin'i Arriooka Daniela mba hitondra azy anoloan'ny mpanjaka mba ahafahan'i Daniela hiteny amin'ny mpanjaka ny dikan'ily nofy.