plt_tq/dan/02/14.md

12 lines
549 B
Markdown

# Iza i Arioka?
Mpibaiko ny mpiambina ny mpanjaka izy, ilay iray notendren'ny mpanjaka hamono olona izay hendry tao babylona.
# Inona no nanelingelenan'i Arioka i Daniela, rehefa tonga tao amin'i Daniela izy?
Namaly am-pahamalinana sy am-pisainana an'i Arioka i Daniela. Nanontany an'i Arioka izy hoe Nahoana no dia maika tahaka izany ny lalàn'ny mpanjaka?
# Inona no nanontanian'i Daniela tao aorian'ny niresahany tamin'i Arioka?
Nandeha Daniela ary nangataka ny hihaona tamin'ny mpanjaka mba hahafahany manao ny fandikana ho an'ny mpanjaka.