plt_tq/dan/01/14.md

4 lines
413 B
Markdown

# Tao aorian'ny naneken'ny mpitandrin-draharaha ny fitsapana, inona no tsikariny tao aorian'ny folo andro rehefa nampitaha an'i Daniela, Hananiana, Misaela ary Azaria tamin'ny tovolahy hafa?
Tsikaritry ny mpitandrin-draharaha fa salama kokoa i Daniela, Hananiana, Misaela ary Azaria amin'ny endrika ivelany, ary voafahana tsara mihoatra noho ireo tovolahy izay nihinana tamin'ny hanim-pin'ny mpanjaka izy ireo.