plt_tq/dan/01/11.md

4 lines
450 B
Markdown

# Inona no noresahan'ny mpitandrin-draharaha izay notendren'ny manampahefana lehibe ho an'i Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria tamin'i Daniela?
Noresahan'i Daniela tamin'ny tamin'ny mpitandrin-draharaha fa andramana omena legioma mba ohanina sy rano ho sotroina mandritra ny folo andro ireo ary ampitahana amin'ny satovo izay mihinana ny hanim-pian'ny mpanjaka ireo amin'ny andro farany amin'ny folo andro ary ataovy aminay araka ny hitanao izy.