plt_tq/dan/01/08.md

8 lines
641 B
Markdown

# Inona no noheverin'i Daniela tao an-tsainy?
Daniela nihevitra tao an-tsainy fa tsy handoto ny tenany amin'ireo hanim-py mpanjaka sy ny divain'ny mpanjaka.
# Ahoana no namalian'ny lehiben'ny manam-boninahitra rehefa nanontany azy ny tsy hanome alalàna handoto ny tenany amin'ny hanim-py sy ny divain'ny mpanjaka i Daniela?
Niteny tamin'i Daniela ny lehibe manampahefana fa natahotra ny mpanjaka izy, fa ny mpanjaka no nandidy izay tokony ohanina sy sotroin'i Daniela ary mety hotapahin'ny mpanjaka ny lohan'ny lehiben'ny manam-boninahitra raha mijery an'i Daniela ambonin'ny saovaly izy noho ireo tovolahy hafa izay mitovy taona aminy.