plt_tq/amo/01/01.md

8 lines
211 B
Markdown

# Ahoana no nahazoan'i Amosa ireo zavatra nolazainy mahakasika ny Israely?
Nahazo ireo zavatra nolazainy mahakasika ny Israely ao amin'ny fanambarana i Amosa.
# Inona no asan'i Amosa?
Mpiandry ondry i Amosa.