forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
342 B
Markdown
8 lines
342 B
Markdown
# Inona no fomba notadiavin'ireo tantsambo hatao?
|
|
|
|
Nitady fomba handaozana ny sambo ireo tantsambo.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Paoly tamin'ny kapiteny sy ireo miaramila momba ireo tantsambo?
|
|
|
|
Nambaran'i Paoly tamin'ny kapiteny sy ireo miaramila fa raha tsy mijanona ao anaty sambo ireo tantsambo, dia tsy ho avotra ny kapiteny sy ireo miaramila.
|