plt_tq/act/27/03.md

4 lines
234 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nitondran'i Jolio kapiteny an'i Paoly tany am-piandohan'ny diany nankany Roma?
Nitondra an'i Paoly tamin'ny hatsaram-panahy i Jolio ary namela azy handeha ho any amin'ireo namany ka handray ny fikarakaran'izy ireo.