plt_tq/act/26/22.md

4 lines
213 B
Markdown

# Inona no nambaran'ireo mpaminany sy Mosesy fa hitranga?
Nambaran'ireo mpaminany sy Mosesy fa tsy maintsy hijaly i Kristy, hitsangana amin'ny maty, ary hanambara fahazavana amin'ireo vahoaka Jiosy sy Jentilisa.