plt_tq/act/25/09.md

12 lines
527 B
Markdown

# Teo am-pitsarana ny raharahan'i Paoly tany Kaisaria, inona ny fanontaniana napetrak'i Festosy tamin'i Paoly?
Nanontany an'i Paoly i Festsoy raha naniry ny handeha ho any Jerosalema izy ka ho tsaraina any.
# Nahoana i Festosy no nametraka izany fanontaniana izany?
Nanontany izany fanontaniana izany tamin'i Paoly i Festosy mba hahazoany sitraka eo amin'ireo Jiosy.
# Inona no navalin'i Paoly ny fanontanian'i Festosy?
Nambaran'i Paoly fa nijoro teo anoloan'ny seza fitsaran'i Kaisara izay tsy maintsy hitsarana azy izy.