plt_tq/act/24/17.md

8 lines
313 B
Markdown

# Nahoana hoy Paoly no nandeha tany Jerosalema izy?
Nambaran'i Paoly fa nankany izy mba hitondra fanampiana ho an'ny fireneny ary fanomezam-bola.
# Inona hoy Paoly no nataony tao an-tempoly rehefa hitan'ilay Jiosy iray avy any Asia izy?
Nambaran'i Paoly fa teo am-panaovana ny fomba fanadiovana izy no hitany.