plt_tq/act/23/06.md

8 lines
426 B
Markdown

# Inona no antony nambaran'i Paoly fa nitsarana azy teo anatrehan'ny synedriona?
Nambaran'i Paoly fa notsaraina nohon'ny tokiny amin'ny fitsanganna amin'ny maty izy.
# Nahoana no nisy fifandirana nanomboka teo amin'ny synedriona rehefa nanome ny antony nitsarana azy i Paoly?
Nanomboka nisy fifandirana teo satria nilaza ireo Fariseo fa misy ny fitsanganana amin'ny maty, saingy nilaza kosa ireo Sadoseo fa tsy misy izany.